• Alakamisy 11 Aogositra 2022
Fahasalamana.Nendran-drajako Hametrahana fitiliana ny seranam-piaramanidina

Isan’ny aretina mampitahotra maneran-tany indray ankehitriny ilay aretina antsoina hoe: “variole du singe” na “nendran-drajako no azo handikana azy amin’ny teny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Fahasalamana.Dr Jo “Tena marary ny firenena”

Maro no voan’ny homamiadana eto Madagasikara, hoy ny dokotera mpitsabo sady mpanakanto no manana fahitana, Jean Pierre Jo Rakotoarisoa na Dr Jo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Fahasalamana.ARETIM-PO Lasa aretina mitaiza ny Malagasy

Lasa aretina mitaiza ny Malagasy ny aretim-po ankehitriny. Vokatry ny fahasahiranana ateraky ny hasarotan’ny fiainana avokoa no mahatonga izany raha araka ny fahitan’ny mpitsabo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Fahasalamana.Fahasalamana Tsy ny aretina sohika ihany no mahafaty

Niteraka resabe teto amintsika tato anatin’ny andro maromaro izao ilay aretina soika nahafaty ny mpanankato Rak Roots.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Fahasalamana.Tontolon’ny fitsaboana Nanome fampitaovana 2,7 miliara Ar ny USAID

Ho fanamafisana ny tolotra ara-pahasalamana sitrahan’ny mponina eny ambanivohitra, nanome fitaovana ara-pitsaboana ho an'ny tobim-pahasalamana 116 ao anatin’ny distrika fito any atsinanan'i Madagasikara i Etazonia

Hamaky ny tohiny
FTT