- Alarobia 30 Novambra 2022
Fahasalamana.Dr Manitra Rakotoarivony « Raha azo atao dia aza mitangorongorona mihitsy aloha »
Fotoanan’ny fitangorongoronan’ny olona ny ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona tahaka izao.
Hamaky ny tohinyFotoanan’ny fitangorongoronan’ny olona ny ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona tahaka izao.
Hamaky ny tohinyToerana iray fikarakarana ny reny sy ny zaza ny atao hoe “cabinet d’accouchement”, hoy ny tomponandraikitra voalohan’ny “cabinet d’accouchement” iray etsy Namontana, Ramasiharilala Mbolatiana Mirah.

Hamaky ny tohinyRaha miakatra tsikelikely ankehitriny ny tahan’ny olona voan’ny Covid 19 dia mbola manaraka ny fivoarany hatramin’izay izany ilay izy, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly tao amin’ny tobim-pitsaboana tsy miankina Samaritain Antsiranana ny mpanankato Bezara Ernest, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Dedesse.
Hamaky ny tohinyMamely olona maro indray ankehitriny ny Coronavirus, hoy ny filohan’ny mpitsabo malagasy FITRAMA, Jean Nirina Rafanomezantsoa. Nahavita dingana isika, hoy izy,
Hamaky ny tohiny