• Alakamisy 10 Novambra 2022
Fahasalamana.Dr Fidy Bariniaina “Tsy lojika ny hisian’ny fihibohana indray”

Raha miakatra tsikelikely ankehitriny ny tahan’ny olona voan’ny Covid 19 dia mbola manaraka ny fivoarany hatramin’izay izany ilay izy, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Fahasalamana.Bezara Ernest na Dedesse Ny aretina diabeta no nitarika ny fahafatesany

Nodimandry omaly tao amin’ny tobim-pitsaboana tsy miankina Samaritain Antsiranana ny mpanankato Bezara Ernest, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Dedesse.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Fahasalamana.Fahasalamana “Mamely olona maro indray ny Coronavirus”

Mamely olona maro indray ankehitriny ny Coronavirus, hoy ny filohan’ny mpitsabo malagasy FITRAMA, Jean Nirina Rafanomezantsoa. Nahavita dingana isika, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Oktobra 2022
Fahasalamana.Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka Mbola tsy manome alalana fanokafana tobim-panafody aloha

« Adidin’ny Fitondrampanjakana ny manome fanafody tsara kalitao ny vahoaka Malagasy amin’ny fotoana ilaina izany » .

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2022
Fahasalamana.Vehivavy tratry ny aretina mamany lava Didiana maimaimpoana hatramin’ny faran’ny volana

Raisina an-tanana manokana ireo vehivavy tratry ny aretina mamany lava vokatry ny ny fahasarotam- piterahana eto amintsika nanomboka afak’omaly alatsinainy 17 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Fahasalamana.Mihamafana ny andro Ny aretina tazomoka indray zao no tena atahorana

Efa manomboka miaina ao anaty hafanana tanteraka isika eto an-drenivohitra nanomboka afak’omaly Alatsinainy. Somary mihamangingina ny gripa mahery sy ny kohoka noho izany.

Hamaky ny tohiny
FTT