• Sabotsy 27 Mey 2017
Fahasalamana.Fanentanana ara-pahasalamana Miditra an-tsehatra ny fampiasana SMS

Vita sonia ny alatsinainy 22 mey 2017 teo ny fifanaraham-piaraha-miombon’antoka ho fanomezan-danja ny fahasalamana eto Madagasikara teo amin’ny minisiteran’ny fahasalamana, ny PSI Madagascar ary ny Telma Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Fahasalamana.Fetin’ny reny Voakarakara manokana ireo tera-bao ao Befelatanana

Tsy manadino ireo vehivavy vao tera-bao tonga miteraka etsy amin’ny hopitaly Befelatanana ny orinasam-pifandraisana Airtel amin’izao ankatoky ny fetin’ny reny izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2017
Fahasalamana.Vehivavy voan’ny aretina mamany lava 50.000 mahery no mbola mila fandidiana

Mahatratra 5.000 hatramin’ny100.000 isan-taona amin’izao fotoana izao ireo vehivavy lasibatry ny aretina mamany lava maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Fahasalamana.Hopitaly manara-penitra 5 taona tsy mazava

Ny 1 desambra 2012 no notokanana ny hopitaly manara-penitra tao Antsiranana, afaka 6 volana mahery dia ho feno 5 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Mey 2017
Fahasalamana.Raharaha Claudine Razaimamonjy Aoka hifanaja isika, hoy ny HJRA

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny foibem-pitantanan’ny CHU JRA na ny Hopitaly HJRA etsy Ampefiloha omaly. Votoatin’ny resany ny fampahafantarana ny besinimaro fa ny marary rehetra dia manana ny satany manokana sy ny zony hahazo fitsaboana araka ny tokony ho izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2017
Fahasalamana.Fanatsarana ny fahasalamam-bahoaka Hifanome tanana ny minisitera sy ny PSI ary ny Airtel

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny PSI Madagascar ary ny tambajotram-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny
FTT