- Zoma 12 Mey 2017
Fahasalamana.Rano fisotro madio Efa misy ny fitaovana hahafahana mikarakara ireo tsy azo antoka
50 % raha betsaka indrindra ireo Malagasy misitraka rano fisotro madio eto amintsika.
Hamaky ny tohiny50 % raha betsaka indrindra ireo Malagasy misitraka rano fisotro madio eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMbola tena tsy ampy ny mpampivelona eto amintsika. Mpampivelona iray mantsy miandraikitra vehivavy 50.000 raha tokony ho 5.000 isa izany. Eo an-danin’izay anefa dia tsy manana mpampivelona afa-tsy 3.000 isika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy manana olana ny amin’ny tsy fahampian-dra intsony amin’izao fotoana ny eo anivon’ny Centre National de Transfusion Sanguine etsy amin’ny hopitaly HJRA.
Hamaky ny tohinyManomboka mahazo vahana manerana ny fonja eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ny aretina raboka, araka ny tatitry ny fikambanana Croix rouge iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyAretina tsy dia be mpahalala firy nefa mamono ankizy 80.000 ka hatramin’ny 90.000 isan-taona maneran-tany ny Noma raha ny tarehimarika navoakan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana.
Hamaky ny tohinyHotontosaina manomboka anio alatsinainy 24 Aprily manerana ny Nosy indray haharitra hefarana ny herinandro ho an’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza, andiany faharoa amin’ity taona 2017 ity.
Hamaky ny tohiny