• Alarobia 21 Jona 2017
Fahasalamana.Lalàna manome vahana ny fanalan-jaza Nolanian’ny solombavambahoaka

Lany teny anivon’ny antenimieram-pirenena ny volavolan-dalàna vaovao mifehy ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana manafoana ny lalàna tamin’ny 31 jolay 1920. Manamora ny fisorohana ny vohoka sy ny fanalanjaza izy io. Hanara-dia ny solombavambahoaka ve ireo antanantohatra isan-karazany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Fahasalamana.Mpianatra voapoizina tany Toliara Niala bala ny minisitry ny fahasalamana

Tsy misy atahorana ny ain’ireo ankizy mpianatra any Toliara tratry ny tsy fahasalamana tampoka taorian’ny fihinana ny ody kankana « Mebendazole 500 » no antony ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2017
Fahasalamana.Kaominina Talatamaty Zazalahy kely 100 natao hasoavana maimaimpoana

Handaniana hatrany amin’ny 80.000 Ar ny manao didimpoitra amin’izao eny anivon’ireo dokotera tsy miankina, raha tsy te-hilahatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Fahasalamana.Lalana Petite Vitesse Nalamina sady nodiovina

Nanomboka ny talata 6 jona dia nozaraina roa ny lalana Rainibetsimisaraka (Petite Vitesse),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Fahasalamana.Areti-mifindra eto Madagasikara Nanaovana tomban’ezaka manokana

Nanaovana tomban’ezaka tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly ny momba ny fahasalamam-bahoaka eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT