• Talata 06 Jona 2017
Fahasalamana.Fanariam-pako eny Andralanitra Niova endrika tanteraka

Endrika vaovao no hita eny amin’ny toeram-panariana fako Andralanitra taorian’ny fahavitan’ny fanajariana, ka nitsanganan’ny fotodrafitrasa sy ny fisian’ny fitaovana hoenti-manajary azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2017
Fahasalamana.Fisotroana divay Mahatsara ny fahasalamana raha voalanjalanja

Mahatsara ny fahasalamana amin’ny ankapobeny ny fisotroana divay raha voalanjalanja. Ho an’ny divay miloko mena, ohatra, dia maro ny tombontsoa entiny amin’ny fahasalamana raha ny fanazavan-dRakotozafy Isabelle, dokotera sady mpikirakira divay eo anivon’ny orinasa Clos Malaza

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jona 2017
Fahasalamana.Aretina hepatite B Mifindra amin’ny alalan’ny ranonivy koa

Anisan’ny aretin-dratsy iray tena atahoran’ny olona ihany koa amin’izao fotoana izao ny Hepatite B,C,D izay tena mamono haingana tokoa ankoatra ny homamiadana sy ny SIDA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Mey 2017
Fahasalamana.Dr Pierre-Sans Firenena mahantra indrindra faha-5 i Madagasikara

Vao 1 volana monja ny Dr Pierre-Sans manampahaizana manokana amin’ny fitiliana ny aretina « autisme » ary efa nahasoratra boky maro mahakasika izany no tonga teto Madagasikara araka ny fanasan’ny fikambanana Autisme Madagascar azy nanao fitiliana ireo voan’ny « autisme »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Mey 2017
Fahasalamana.Setro-tsigara Ny manodidina ilay mpifoka no tena voa mafy

Maro ireo olona mpifoka sigara amin’ny ankapobeny. Mahatratra 6 tapitrisa isan-taona, mantsy maneran-tany, ireo olona voasarika hifoka izany. Folo taona no kely indrindra amin’izany, amin’ny ankapobeny, raha mihoatra ny 70 taona no zokiny indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Mey 2017
Fahasalamana.Didimpoitra Efa azo atao amin’ny vanim-potoana rehetra

Efa azo atao amin’ny vanim-potoana rehetra misy ny didim-poitra, araka ny fanazavan’ny dokotera Fidy Bariniaina fa tsy voatery ho amin’ny vanim-potoanan’ny ririnina tahaka izao ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT