Fahasalamana

RASOARINIRINA Fanomezantsoa Miorda, Mila tolo-tanana maika


  • Alarobia 28 Febroary 2018

Zazavavy kely vao teraka tamin’ny 28 janoary lasa teo tany Ambodiangezoka Andapa Rasoanirina Fanomezantsoa Miorda.

  Noho ny olana ara-pahasalamana mahazo azy anefa dia voatery nalefa haingana tsaboina ao amin’ny sampandraharaha Neuro-chirurgie ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha, varavarana 129  izy amin’izao fotoana vokatry ny fivontosana lehibe loatra amin’ny lohany izay tsy mitsaha-mitombo. Tsy maintsy hodidiana, araka izany, io fivontosana io. Manomboka mandeha ra mantsy ilay izy ka tsy maintsy hatao pansement isan’andro. Voatery asiana serum isan’andro ilay, hoy ny reniny. Tsy maintsy mbola hatao echographie ihany koa i Miorda…Betsaka ny vola lanin’ny fianakaviana izay mahatratra 50.000 Ar isan’andro. Manao antso amintsika malalatanana ny renin’i Miorda mba hifanohana amin’izy ireo.  Ny laharana 032 89 140 61 na 032 75 364 75 no hahafahana mifandray amin’izy ireo.

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT