• Alatsinainy 12 Febroary 2018
Fahasalamana.Fampiasana menaka mandry Mety hankarary, hoy ny mpitsabo

Saika misafidy ny menaka mandry avokoa ny ankamaroan’ireo olona tonga mividy menaka eny an-tsena, raha ny fanadihadiana natao. Sady mora mantsy ny vidin’izy ireny amin’ny ankapobeny satria dia 4.000 Ar ny iray litatra no mitombo ihany koa rehefa hafanaina anaty lapoaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Febroary 2018
Fahasalamana.Gripa miparitaka etsy sy eroa Tsy manao reraka be loatra no fisorohana azy

Tsy vokatry ny loto akory fa vokatr’ireo karazana viriosy mifindra amin’ny olombelona samy olombelona ary mahazo aina rehefa somary mangatsiaka ny andro ilay gripa mahery mahazo ny ankamaroan’ny olona amin’izao, hoy Atoa Ratsirarson Joséa, sekretera jeneraly eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Febroary 2018
Fahasalamana.Aretina homamiadana Maro be ireo Malagasy tsy mahavita mitsabo tena

Anisan’ny aretina tena atahorana indrindra amin’izao ny aretin’ny homamiadana. Ireo tany mahantra toa antsika no tena mahita faisana amin’izany izay mandrafitra ny fahafatesan’ny 80%-n’ny mponina ao aminy. Ho antsika eto Madagasikara manokana dia mahatratra 25.000

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Fahasalamana.Aretina fanintona Mahavoa ny 10% n’ireo zaza latsaky ny ­6 taona

Ny 10%-n’ireo ankizy latsaky ny enin-taona manerana ny Nosy no fantatra fa efa niharan’ny fanintona na ilay karazan’aretina mihinjitra sy miakatra maso.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Febroary 2018
Fahasalamana.Aretina pesta Tokony ho mailo hatrany ny rehetra, hoy ny minisiteran’ny fahasalamana

Mbola mitohy hatrany ny fanentanana tanterahin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka mikasika ny ady atao amin’ny aretina pesta amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Fahasalamana.Fahadiovana sy fidiovana Lasa tsy laharam-pahamehana ho an’ny Malagasy intsony

Lasa tsy laharam-pahamehana ho an’ny Malagasy intsony ankehitriny ny fahadiovana. Manomboka amin’ny fahadiovan’ny vatany izany, izay tena lehibe sy goavana indrindra ka hatramin’ny fanadiovany ny faritra misy azy sy ny ao an-tokantranony.

Hamaky ny tohiny
FTT