Fahasalamana

Minisiteran’ny fahasalamana Malagasy Manjaka tanteraka ny kinamanamana


  • Zoma 17 Mey 2019

Manjaka tanteraka ny « Népotisme » na resaka kinamanamana sy fiaviana eo amin’ny fandraisana mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamana Malagasy etsy Ambohidahy.

 

 Araka ny fanamarinana natao  dia fiaviana iray eto amin’ny nosy no tena misongadina ankehitriny ao dia ireo avy any Ambatondrazaka. Noho ireo lohandohan’ny mpisorona saika avy any amin’ity toerana ity avokoa ny ankabeazany ve no mahatonga izany ? Araka ny fantatra, maro ireo nahavita fianarana avy eny amin’ny INSPC « Institut National de Santé Publique et Communautaire » maniry ny hiditra ao nefa dia mirenireny fotsiny ankehitriny satria tsy voaray fa avy amin’ny toeran-kafa avokoa ny ankamaroany. Tsy manjaka ao ilay antsoina hoe “Equilibre regional” katsahina eto amin’ny firenena.

 

Rabri

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT