Fahasalamana

Fijoroana vavolombelona “Tena ratsy ny sigara, sady toy ny mandoro vola ny mividy azy”


  • Talata 04 Jona 2019

Raim-pianakaviana iray anisan’ireo mpifoka sigara nikoizana Rakotomanga Jonah. Efa 25 taona nifohana izy ary nahalany roa fonosana isan’andro teo aloha ary efa nahenany efatra isa isan’andro amin’izao.

 

 

 Anisan’ireo tonga tetsy amin’ny tahala rarihasina Analakely izy naka torohevitra ny amin’ny hahafahany miala amin’ny sigara. Tsapany mantsy fa ratsy ny sigara ary toy ny mandoro vola mihitsy ny fividianana azy ity. Raha ny nambarany anefa dia asa tena no ivelomany nefa ilay sigara tsy mitsahatra miakatra ny vidiny. Ankoatra ity raim-pianakaviana ity, ankizy sy tanora marobe no tonga teny an-toerana hatramin’ny sabotsy teo, hetsika nokarakarain’ny “Centre de Cure  Aro Aina” etsy Andravoahangy hanalana ny mpiara-belona amin’ny fiankinan-doha amin’ny mahadomelina. Nomarihin’ny dokotera Andriamiarinarivo Miarintsoa moa fa ora valo aorian’ny fialan’ny olona sigara monja dia efa mahita vokatra izy ka anisan’ireny ny fihenan’ny poizina amin’ny vatany sy ny fahazoan’ny sela aina.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT