- Zoma 05 Aprily 2019
Fahasalamana.Ambositra Nahafaty olona iray indray ny pesta
Mivarahontsana indray ny mpanara-baovao amin’ny fiverenan’ny areti-mandoza pesta amin-kery.
Hamaky ny tohinyMivarahontsana indray ny mpanara-baovao amin’ny fiverenan’ny areti-mandoza pesta amin-kery.
Hamaky ny tohinyMbola ao anatin’ny aretina tena mamono olona eto Madagasikara ny tazomoka ary tena ilaina ny fanatonan’ny Malagasy ny tobim-pahasalamana amin’io trangan’aretina io.
Hamaky ny tohiny0,3 % ny tahan’ireo olona mitondra ny otrikaretina Vih/sida eto amintsika raha ny nambaran’ny komitim-pirenena miady amin’ny aretina SIDA omaly na ny SE/CNLS.
Hamaky ny tohinyTsy mety foana tanteraka ny gripa mahery eto amintsika. Ireo olona marefo amin’ny ankapobeny toy ireo ankizy latsaky ny dimy taona sy ireo zokiolona no tena mahita faisana amin’izany.
Hamaky ny tohinyMbola maro no tsy mino ny fisian’ny trangan’aretina kitrotro eto Madagasikara na dia efa maro aza ny olona matiny. Tsy sangisangy na lainga fa tena misy ny kitrotro ary mety hahafaty izany raha tsy vita amin’ny tokony ho izy ny vaksiny hoy ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, ny Profesora Julio Rakotonirina tetsy Ambohidahy 15 martsa.
Hamaky ny tohinyNamoaka antontan’isa mikasika ny fivoaran’ny valan’aretina kitrotro ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka omaly. Nanomboka ny 3 septambra 2018 hatramin'ny 4 martsa 2019 dia tranga 98 415 no voarakitra an-tsoratra.
Hamaky ny tohiny