Fahasalamana

Aretina kitrotro Tsy nisy intsony ireo matiny teto amintsika, am-bolana maro izao


  • Alakamisy 06 Jona 2019

Namoaka tatitra mikasika ny fanaraha-maso ataon’izy ireo mikasika ny fivoatran’ny aretina kitrotro eto amintsika ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.

 

 

 Nambaran’izy ireo fa tsy  nisy intsony ireo ankizy na olon-dehibe namoy ny ainy vokatr’ity aretina ity hatramin’ny 26 mey lasa teo. Nanomboka ny 03 septambra lasa teo, raha araka ny  tarehimarika voaray dia nahatratra 146.277 ireo olona lasibatra ka ny 19.708 tamin’ireo no somary nanano sarotra ny fitsaboana azy. Miisa 1.394 kosa ireo tena voaporofo fa voan’ny kitrotro rehefa nampiasana ilay fitaovana kely  IgM, izany hoe ny 62 %. Nomarihin’izy ireo ihany koa moa fa tsy nahitana ny valanaretina kitrotro intsony tany amin’ireo distrika hita fa mena tato anatin’ny efatra herinandro.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT