- Alakamisy 05 Martsa 2020
Fahasalamana.Coronavirus Misy fiantraikany amin’ny vidin-tsolika iraisam-pirenena
Nifanaraka omaly ireo firenena mpamokatra sy mpanondrana solika (OPEP) fa ezahana ny haha marin-toerana ny vidin-tsolika na dia eo aza ny fisafotofotoana maneran-tany noho ilay valanáretina Coronavirus.
Hamaky ny tohiny