• Zoma 22 Novambra 2019
Fahasalamana.Fahasalamana 4403 ireo olona voan’ny SIDA eto Madagasikara

Raha 631 ireo olona fantatra fa nitondra ny tsimok’aretina Vih/SIDA teto amintsika tamin’ny taona 2010 dia efa tafakatra 4.403 izany tamin’ny taona 2018 farany teo Mitombo isa hatrany ireo olona voany saingy vitsy ireo mbola fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Fahasalamana.Hopitaliben’Androva- Mahajanga Velon-taraina ny mana-marary

Tsy misy azo ilazana azy ho hopitalim-panjakana ny ao amin’ny hopitaliben’Androva ao Mahajanga ao raha ny fitarainan’ny renim-pianakaviana iray niara-niala sasatra tamin’ny fianakaviany tao amin’ity renivohitr’i Boeny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Fahasalamana.Areti-mifindra Olona 5 matin’ny pesta

Miseho hatrany izao karazana loza sy fahasahiranana samihafa izao. Raha ny tatitra azo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Fahasalamana.Fahasalamana Miha mahazo vahana ny aretin’ny taovam-pisefoana

Ny aretin’ny taovam-pisefoana no nisongadina, nanomboka amin’ny sery madinidinika sy kohaka, tao anatin’ny ririnina, raha ny fanazavan’ny dokotera Fidy Bariniaina, mpitsabo etsy Manjakaray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2019
Fahasalamana.Ady amin’ny areti-mifindra Nanolotra laboratoara mandehandeha ny Amerikanina

Tafiditra amin'ny ady atao amin'ny areti-mifindra ny famatsian’ny fanjakana amerikanina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2019
Fahasalamana.Minisitry ny fahasalamana “Zava-doza ny fanjifana fanafody eny an’elakelan-trano”

Tokony hiezaka ny mponina tsy hividy fanafody an’elakelan-trano intsony hoy ny minisitra ny fahasalamam-bahoaka, Pr Julio Rakotonirina fa hanjifa izany eny amin’ireo toerana efa voaoakana nandritra ny fanokanana ny trano vaovaon’ny OPHAM tetsy Andohatapenaka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT