• Alarobia 25 Martsa 2020
Fahasalamana.Tapim-bava Azo eritreretina ny hizarana maimaimpoana azy

Nanao fanambarana ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana omaly fa hisy orinasa hamokatra tapim-bava na “masque” miisa 400.000 hanampy amin’ny fiatrehan’i Madagasikara ny Covid19.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Martsa 2020
Fahasalamana.Fiatrehana ny COVID19 “Ilaina ny fanazavan-tsaina”

Mazava ny nambaran’ny filoham-pirenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana miozolimanina, Moussa Soalihy, raha naneho ny heviny mikasika ny fihanaky ny valan’aretina COVID19 eto Madagasikara ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Fahasalamana.Fiatrehana COVID-19 Fanarahana torimarika no fanafodiny…

Sarotsarotra tato ho ato ny fahitan-tory, samy malahelo, samy mitaintaina, samy matahotra ny aretina COVID-19 taorian` ny fanambarana fa misy tranga voamarina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Fahasalamana.Coronavirus 12 no voa, 900 araha-maso

Niampy olona 9 vaovao ny voamarina fa mitondra ny coronavirus, izay nandeha tamin'ny sidin’ny Air France AF 934 avokoa, ka ny ankamaroany dia ny 19 martsa, ary ny iray tamin’ny 17 martsa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Fahasalamana.Valanaretina Coronavirus Azo araraotina hamadihana ny tantara

Mihotakotaka izao tontolo izao, noho ny tahotra an’ilay valanaretina coronavirus. Na izany aza dia misy ihany ny lafitsaran-javatra azo sintonina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Fahasalamana.CORONAVIRUS Maneran-tany Monaco : voan’ny Coronavirus ny Printsy Albert

Nilatsaka ny vaovao ofisialy omaly : voan’ny Coronavirus ny Prince Albert de Monaco.Na izany aza anefa tsy misy mampatahotra ny toe-pahasalamany raha ny vaovao ofisialy nivoaka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT