• Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.CORONAVIRUS MANERAN-TANY MANANIKA NY 20 000 NY MATY

19 784 ny olona maty, 451 355 ny voa, 112 982 ireo sitrana, raha ny tatitra maneran-tany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Chloroquine hitsaboana Coronavirus Nankatoavin` ny fanjakana Alzerianina saingy…

Nanambara ny ministeran` ny fahasalamam-bahoaka any Alzeria fa azon` ny hopitaly ao aminy ampiasaina ny fanafody “chloroquine”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fanajana elanelana 1 metatra Tena manahirana ihany

Manankery amin'ny fihiboana "confinement" ao an-trano ve ny tokony hisian'ny elanelana 1 metatra isan'olona ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fanajana elanelana 1 metatra Tena manahirana ihany

Manankery amin'ny fihiboana "confinement" ao an-trano ve ny tokony hisian'ny elanelana 1 metatra isan'olona ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Fahasalamana.Mararin’ny Coronavirus Tsy misy ahiana ny ain’ireo olona 19

Mivoatra hatrany ny antontam-baovao mahakasika ny valan’aretina coronavirus eto Madagasikara. Tamin’ny 60 nanaovana fitiliana dia ireo natoka-monina sy nifampikasoka taminy, dia ny 2 tamin’ireo no voamarina fa misy ny tsimok’aretina coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Martsa 2020
Fahasalamana.Fiatrehana ny Coronavirus Mihorohoro koa ny any amin` ny faritra

Tsy eto an-drenivohitra ihany fa dia manomboka mihorohoro ny fiparitahan` ny Coronavirus fa ny any amin` ny faritra manerana ny nosy. Ireo mpandeha avy any Frantsa no tena lasibatra tato ho ato. Tany Belo sur Mer, ohatra dia vazaha vavy, mpitantana hotely ao an-toerana, tonga tany an-toerana ny zoma lasa teo no ahiahin` ny mponina. Isan’ireo mpandeha tamin’ny sidina faramparany avy any Frantsa ity vahaza ity no nidina aty amin’ny Faritra Menabe ary tonga ao Belo sur Mer.

Hamaky ny tohiny
FTT