• Alatsinainy 30 Martsa 2020
Fahasalamana.« Au Coin du foie gras » Behenjy Tsy misy marary ireo mpiasa hatreto

Taorian’ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena mikasika ilay tera-tany vahiny iray mitondra ny tsimok’aretina “coronavirus” tonga teto amintsika ny 14

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Martsa 2020
Fahasalamana.Mpampianatra mpikaroka Manamafy hery fiarovana ny ravina voarohy hazo

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ireo mpampianatra mpikaroka eo anivon’ny lalam-piofanana Simia eny amin’ny oniversiten’Antananarivo izay

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Martsa 2020
Fahasalamana.IMRA Avarabohitra Itaosy Ilaharana ilay “kit” miaro amin’ny coronavirus

Vetivety monja dia tonga teny amin’ny IMRA misy an-dRatsimamanga, foibe fanaovana fikarohana momba ireo zava-maniry eto amintsika havadika ho

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fiaran'ny CORONAVIRUS Misy misoloky sahady

Mampahafantatra antsika olom-pirenena rehetra ny polisim-pirenena fa ireo fiara 4x4 manokana miasa amin’ny Coronavirus avy any amin’ny CCO (Centre de Commandement Opérationnel) ihany no afaka manao ny fizahana manokana ara-pahasalamana isan-tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fitsaboana ny Coronavirus Nahita vahaolana ny mpikaroka Malagasy ?

Na dia somary niolankolana firesaka aza ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Ahmad Ahmad dia toa mazava fa efa nahita fanafody hitsaboana ireo mararin'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Madagasikara Nijanona ho 19 ny olona voan’ny Coronavirus

Tsy nisy ny tranga vaovao nanomboka teo anelanelan’ny talata 24 martsa tamin’ny 12ora sy sasany atoandro ka hatramin’ny omaly alarobia 25 martsa

Hamaky ny tohiny
FTT