Fahasalamana

Fiatrehana ny COVID19 “Ilaina ny fanazavan-tsaina”


  • Talata 24 Martsa 2020

Mazava ny nambaran’ny filoham-pirenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana miozolimanina, Moussa Soalihy, raha naneho ny heviny mikasika ny fihanaky ny valan’aretina COVID19 eto Madagasikara ankehitriny.

Ao anatin’ny fitaintainana sy tebiteby tokoa ny vahoaka ka ilaina ny fanazavan-tsaina toy ireny. Misintona ny sain’ny malagasy aho mba tsy handairan’ny tsaho. Mampalahelo fa tokony ho ady iraisan’ny malagasy rehetra izy ity ka tsy fotoana hifanomezan-tsiny intsony izao. Io tafiditra io ilay aretina ka andao hiara-kientana handresy azy, hoy ny tenany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT