Fahasalamana

Olona mitsirara eny an-dalambe Mahalasa saina ny maro


  • Sabotsy 11 Aprily 2020

Mampametra-panontaniana ny maro ihany ny fahitana ireo karazan’olona mitsirararara eny rehetra eny tato ho ato izay.

 

 

Maro ny karazam-baovao nilaza ny antony nahazo azy ireny toy ny hoe aretim-bavony sy tsy fahampian-tsakafo. Ireo tranga faraparany toy izay nitranga teny Andoharanofotsy ny 9 aprily teo kosa anefa dia naha lasa saina ireo mponina ihany satria dia tsy ho karazan’ireo olona mety ho azon’ireo aretina voalaza teo mihitsy ny endrika ivelan’ilay olona nitsirara.

J.Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT