Fahasalamana

Mariah Rakotondrabe Mpitsabo nentim-paharazana Ny evoka no fanefitra tsara indrindra


  • Zoma 17 Aprily 2020

Nampiasa saina ny maro ny fihanaky ny aretina Coronavirus noho izy tsy mbola nahitàm-panafana hatreto.

 

 



 Mifandray amin'ny rivotra ary manafika
ny fisefoana izy io, ka tokony hifanaraka amin'izay ihany koa no
enti-miady aminy. Evoka no tsara indrindra noho izany, hoy Mariah
Rakotondrabe mpitsabo nentim-paharazana, ary manankarena ravinkazo
fampiasa ho fanatsarana ny fisefoana isika eto Madagasikara.
Ravintsara mifangaro kininina sy voandelaka ary ravina Romba miampy
voasary mankirana no indray afangaro amin'izany, raha ny fanazavany.
mora ampiasaina sy zakan'ny rehetra, mitsabo ary azo ampiasaina ho
fisorohana ihany koa ireo fangaro ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT