Fahasalamana

Fenitra ara-pahasalamana Faha-86 maneran-tany i Madagasikara


  • Zoma 17 Aprily 2020

Laharana faha-86 maneran-tany sy faha-7 aty Afrika i Madagasikara amin’ny mari-pandrefesana ny filaminana ara-pahasalamana maneran-tany na ny GHS ho an’ny taona 2019. Isa 40,6 no azon’ny firenena Malagasy.

 Misy moa ny mason-tsivana maromaro jerena amin’io: ny herijika ananan’ny firenena amin’ny fisorohana, fahafantarana sy famaliana ny hamehana ara-pahasalamana, fahombiazan’ny drafitra sy rafitra ara-pahasalamana, ny fifamatorana amin’ny fenitra iraisam-pirenena sy ny fototry ny risika ara-politika, sosialy, toe-karena.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT