- Alarobia 06 Mey 2020
Fahasalamana.Minisitry ny fahasalamam-bahoaka Tsy ampitenenana sa tsy mety hiteny ?
Minisitry ny fahasalamam-bahoaka Tsy ampitenenana sa tsy mety hiteny ?
Hamaky ny tohinyMinisitry ny fahasalamam-bahoaka Tsy ampitenenana sa tsy mety hiteny ?
Hamaky ny tohinyTonga tao Mahajanga ireo mpikamban’ny Governemanta nihaona tamin’ireo “Comité de Vigilance pour la Lutte Contre les Epidémies” sy ny mpikamban’ny CCO COVID-19 Boeny, notarihin’ny Préfen’i Mahajanga sy ny Lehiben’ny faritra Boeny mpisolo-toerana, Bazezy Clavelah.
Hamaky ny tohinyHandeha ny andrana ara-pitsaboana na “essai clinique” amina “injection” na tsindrona fampidirana ranom-panafody amin’ny vatan’olombelona eto Madagasikara. Amin’ity herinandro ity no hanaovana izany amina marary vaovao mitondra ny covid-19.
Hamaky ny tohinyAfaka miseho ho tahaka ny aretina dengue izay azo avy amin’ny kaikitry ny moka ny coronavirus, hoy ny mpikaroka any Singapour.
Hamaky ny tohinyTaorian` ny valim-pitiana avy amin` ny Institut Pasteur de Madagascar, fantatra fa miisa 24 ireo olona voan` ny aretina Dengue raha ny tatitra avy amin` ireo tomponandraikim-panjakana any Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTsy mbola misy firenena afaka miteny fa manana ny fanefitry ny coronavirus, fa mbola eo amin'ny sehatra observation (observation clinique) daholo izao.
Hamaky ny tohiny