Fahasalamana

Fanefitry ny tazomoka Miisa 9000 no nozaraina tao Vondrozo


  • Talata 12 Mey 2020

Miisa 9000 ireo fanefitry ny tazomoka voazara tao Vondrozo omaly, raha ny fampitam-baovao voaray tany an-toerana.

 

 

 

Ireo vehivavy bevohoka sy ireo zaza sy ankizy moa no natao ho laharam-pahamehana tao anatin’izay fizarana izay. Ity aretina ity moa raha tsiahivina dia efa namono malagasy mihoatra ny 400 isa, raha hatramin’iny volana aprily iny fotsiny. Etsy an-kilany anefa dia miha maningotra aina Malagasy maro toa azy io koa ny karazan-tazo mahery hafa na ny Dengue izay takon’ny ady amin’ny areti-mandripaka Covid 19 anefa ireo hatreto na dia mbola tsy namono na dia Malagasy iray aza ity farany, raha ny tatitra ofisialy.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT