Fahasalamana

Faritra Atsinanana Nametrahana ivontoerana ara-pahasalamana manokana


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Tonga nijery ifotony ny fametrahana ny ivon-toerana ara-pasalamana manokana momba ny fahamehana ara-pahasalamana ho an’ny faritra Atsinanana omaly ireo tomponandraiki-panjakana any an-toerana.

 

 

 

 Ao amin’ny hopitalikelin’i Toamasina moa no nametrahana ity atao hoe COUS na “centre d’operation d’urgence sanitaire” ho an’ny faritra atsinanana ity. Araka ny fanazavana dia ivon-toerana hampitana ny vaovao tsara ho fantatra rehetra mikasika ny ady amin’ny areti-mandripaka COVID 19 izy io kanefa koa handraisana sy hikarakarana ireo mararin’izany. Hiantsorohan’ny COUS ihany koa ny famerenana ireo marary eny anivon’ny fiarahamonina mba hisian’ny fanilikilihan’izay fiarahamonina izay ireo avy narary.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT