Fahasalamana

CSB II Sabotsy Namehana Maty teo am-pilaharana ilay lehilahy


  • Alatsinainy 06 Jolay 2020

Tsy hay izay nanjo ny lehilahy iray nilahatra hizaha fahasalamana tetsy amin’ny CSB II Sabotsy Namehana ny faran’ny herinandro teo fa dia maty teo am-piandrasana teo ilay lehilahy.

 

 

Nisy vehivavy miisa 2 sy lehilahy 1 moa hita niara-nikarakara azy teo saingy tsy nahatana ny ainy. Velon’ahiahy amin’ny zava-misy ny mpiara-monina, indrindra, manoloana ny fipariahan’ity valanaretina malaza ity. Raha sanatria ka coronavirus no nahafaty ity lehilahy ity dia mazava ho azy fa mampanahy ihany koa izany ny momba ireo izay nifampikasoka taminy rehetra manomboka amin’ireo olona miisa 3 voalaza teo.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT