- Talata 12 Jolay 2011
Edito.Iza no tena mitantara angano ?
Manao bemarenina tanteraka momba ny zava-miafin’ny raharaha 7 febroary ny fitsarana ary tsy dia nanamafy fotsiny ny fanamelohana ireo voampanga fa tsy nanadihady ireo zava-baovao nipoitra, tahaka ny taratasy nosoratan’ny kolonely Charles Andrianasoavina, ohatra.
Hamaky ny tohiny