- Talata 14 Jona 2011
Edito.Nilatsahan’ny Fanahy Masina !
Nanamarika ny fetin’ny pentekosta ireo mpino kristianina ny alahady lasa teo. Vanim-potoana voatondro fa nilatsahan’ny fanahy masina tamin’ireo apostoly, mpianatr’i Jesoa Kristy ary niorenan’ny fiangonana izy io.
Hamaky ny tohiny