- Alarobia 20 Jolay 2011
Edito.Ambony ambany
Dia ho sanatria ve kabary ambony vavahady tahaka ny fanao ao anatin’izao tetezamita izao ny nanambaran’ny filohan’ny FAT fa vita amin’ny 31 jolay ho avy izao ny lisi-pifidianana ?
Hamaky ny tohinyDia ho sanatria ve kabary ambony vavahady tahaka ny fanao ao anatin’izao tetezamita izao ny nanambaran’ny filohan’ny FAT fa vita amin’ny 31 jolay ho avy izao ny lisi-pifidianana ?
Hamaky ny tohinyZary toetra sy kolontsaina raiki-tapisaka amin-dRamalagasy tato ho ato ny fandrodanana.
Hamaky ny tohiny30 taona izay no nisian’ny areti-mandoza tsy ahitam-panafany SIDA ary tsy mbola nahita izay fanafody tena mahasitrana azy na fanefitra hisorohana azy ny olombelona.
Hamaky ny tohinyDia inona indray izao no zavatra hataon’ny FAT manoloana ny fanapahan-kevitry ny Filankevi-pilaminana sy ny fandriampahalemana ao amin’ny Vondrona Afrikanina izay nanamafy ny fampiharana izay tapaka tany Sandton ?
Hamaky ny tohinyMivenjivenjy etsy sy eroa ny FAT, saingy vitsy dia vitsy no resy lahatra sy manaiky ny zavatra ataony.
Hamaky ny tohinyMiasa mangina mandresy lahatra ny Vondrona Afrikanina mba hanafoanana sazy momba an’i Madagasikara sy hanaiky ny fitondrana tetezamita mijoro amin’ny endriny ankehitriny ny FAT ka ny minisitry ny raharahambahiny Yvette Sylla sy olona vitsivitsy ao amin’ny fiadidiana ny Fahefana avon’ny tetezamita no manao ny asa.
Hamaky ny tohiny