- Alakamisy 30 Jona 2011
Edito.Sao dia zavatra hafa mihitsy …
Mahalasa fisainana ihany ny zava-misy momba ity krizy eto Madagasikara ity.
Hamaky ny tohinyMahalasa fisainana ihany ny zava-misy momba ity krizy eto Madagasikara ity.
Hamaky ny tohinySamy mbola mijoro tsara ary vonona hiatrika hatramin’ny farany ny tolona ny FAT sy ny Ankolafy telo miaraka amin’ny mpomba azy ireo avy raha ny fahitana ireo fanambarana sy fanehoan-kevitra tetsy sy teroa taorian’ny fankalazana ny fetim-pirenena iny ka nanamafisan’i Andry Rajoelina fa manohy ny lalany ny tetezamita ary hivaha tsy ho ela, hono, ny krizy.
Hamaky ny tohinySomokotra ery maneho hevitra sy manao fanambarana amin’ny haino aman-jery ireo mpikambana ao amin’ny governemanta sy manampahefana maro ao anatin’izao tetezamita izao.
Hamaky ny tohinySomary adinodino kely indray aloha ny resaka politika fa dia variana tamin’ny fankalazana ny faha-51 taona nahazoana indray ny fahaleovantena ny rehetra.
Hamaky ny tohinyTsy mbola misy fitoniana eto ! Izay no azo hamehezana ny zava-misy rehetra taorian’ireny karazana fihaonana tetsy sy teroa ireny.
Hamaky ny tohinyTsy mbola hita hatramin’izao izay tena marina amin’ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohiny