• Alatsinainy 12 Septambra 2011
Edito.Mbola maloka !

Azo ambara fa anisan’ny daty manamaloka ny tantaran’ny zanak’olombelona tato anatin’ny zato taona, ankoatra ireo ady lehibe roa, ny 11 septambra .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Septambra 2011
Edito.Fifanandrifian-javatra ve sa …

Feno folo taona katroka anio ny nahafatesan’ny komandà Massoud na Ahmad Shah Massoud amin’ny anarany feno.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2011
Edito.Milamina ny be afera

Tsy hita izay handraisana ny zava-misy amin’izao fotoana ary mampametra-panontaniana ny tena fahefan’ny FAT marina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2011
Edito.Mbola lavitr’ezaka

Mbola hita soritra hatrany ny fifandirana noho ny fitiavan-tena sy fitiavan-tseza eo amin’ny mpanao politika, ary izay mihitsy no antony mampikatso ny raharaha ka tsy mety ahitana ny vahaolana amin’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2011
Edito.Tena mpamadika ireo !

Tsy manao sinema fa tena namadika ireo mpanao politika avy ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana ka niditra ao anatin’ny governemantan’ny FAT, araka ny nambaran’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha nitafa tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tamin’ireo mpanara-dia azy tany Tolagnaro ny tenany ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Septambra 2011
Edito.Miandry vasoka

Dia miandry indray izay mety havoak’ity herinandro vaovao ity ny Malagasy. Misy ny milaza fa ho avy eto, hono, ny iraka manokana avy amin’ny Troika, izany hoe ny SADC, hanohy ny fanelanelanana amin’ny famahana ny krizy

Hamaky ny tohiny
FTT