- Talata 22 Novambra 2011
Edito.Samy manana ny mety aminy
Hafahafa ihany ny fandehan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Tsy mazava tsara ny lala-kombana sy ny tokony harahana.
Hamaky ny tohinyHafahafa ihany ny fandehan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Tsy mazava tsara ny lala-kombana sy ny tokony harahana.
Hamaky ny tohinyTsy resabe na honohono intsony fa tena ho avy amin'izay ny ny amiraly Didier Ratsiraka rehefa avy nanao sesitany ny tenany nandritra ny sivy taona sy efa-bolana tany Paris Frantsa.
Hamaky ny tohinyHisy amin’ity anio ity ny fihaonan’ny fikambanan’ireo manamboninahitra misotro ronono.
Hamaky ny tohinyNa vaovao tokony hanaitra aza dia efa tsy nampiraika ny maro intsony ny nahafantarana tamina fahitalavitra tsy miankina iray ny zoma alina teo, fa hoe misy minisitra sy olona ambony maromaro tao anatin'ny governemanta Vital mikasa ny hamoaka an-tsokosoko boaderozy 12 kaontenera ao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina.
Hamaky ny tohinyMizotra tsimoramora any amin'ny fametrahana ny fitoniana ny fitondrana tetezamita indrindra moa fa taorian'ny nanateran'ny ankolafy Ravalomanana sy Zafy Albert ary ny Monima ny lisitr'ireo olona ho kandida minisitra natolotr'izy ireo.
Hamaky ny tohinyEfa lasa fomba mahazatra eto amintsika mihitsy ilay hoe ny filoha na ny fiadidiana ny filohan’ny FAT no manampy ara-bola sy ara-pitaovana ireo atleta sy mpanao fanatanjahantena isaky ny misy zavatra goavana atao, fa milaza tsy manam-bola foana ny ministera.
Hamaky ny tohiny