- Talata 20 Septambra 2011
Edito.Fantaro ny tantara …
Ny zoma ho avy izao no hamelabelatra ny momba ny fanjakana palestinianina manoloana ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana ny filoha Mahamoud Abbas.
Hamaky ny tohinyNy zoma ho avy izao no hamelabelatra ny momba ny fanjakana palestinianina manoloana ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana ny filoha Mahamoud Abbas.
Hamaky ny tohinyEla ny ela ka vita ihany ny fanasoniavana ilay sori-dalana rehefa avy nifandrirarira sy nifanasa vangy ny mpanao politika.
Hamaky ny tohinyDia mba tretrika raha samy olona kosa ireo mpomba izao fitondran’ny FAT izao fa sady mahazo midina an-dalambe mitondra sorabaventy, tsy voatoraka baomba mandatsa-dranomaso, no toa hoe mbola nahazo vola sy notaterina tsy nandoa saran-dalana hatreny Maibahoaka sy Ivato.
Hamaky ny tohinyAnkalazaina anio alakamisy 15 septambra ny andro iraisam-pirenena momba ny demokrasia, ilay teny anisan’ny maro mpampiasa indrindra manerantany na any amin’ny firenena matanjaka io na any amin’ny an-dalam-pandrosoana sy farahidiny.
Hamaky ny tohinyTamin’ny herinandro lasa ihany no nahafantarana fa efa maro ny Malagasy voan’ny aretina alzheimer.
Hamaky ny tohinyDia ahoana indray izany izao no mety ho tohiny, fa toa mifanontona eto Madagasikara ireo mpanelanelana dia ny iraky ny Troika sy ny avy amin’ny COI na ny vaomieran’ny ranomasimbe indianina izany.
Hamaky ny tohiny