- Alakamisy 01 Septambra 2011
Edito.Izany foana ve ?
30 volana izay no nisian’ny krizy. Efa maromaro ihany ireo fotoana nieritreretana fa hifaranan’izany, saingy tafita vao rendrika ireo dinika rehetra.
Hamaky ny tohiny30 volana izay no nisian’ny krizy. Efa maromaro ihany ireo fotoana nieritreretana fa hifaranan’izany, saingy tafita vao rendrika ireo dinika rehetra.
Hamaky ny tohinyHifarana amin’ity anio ity ny volana aogositra. Midika izany fa dila amin’ity alarobia ity koa ny fe-potoana nomen’ny FAT ny sehatra iraisam-pirenena mba hamoaka daty mazava hanasoniavana ilay sori-dalana norafetin’ny SADC
Hamaky ny tohinyNy filoha afrikanina tatsimo Jacob Zuma no mitarika ny Troika eo anivon’ny SADC amin’izao fotoana, araka ny fifandaminana anatiny eo amin’ity vondrona ity.
Hamaky ny tohinyManomboka ny fanisan’andro ho amin’ny firodanan’ny FAT ankehitriny raha toa ka mbola minia manao be marenina amin’ireo fanehoan-kevitra nipoitra tato anatin’ny roa herinandro izao ireo manampahefana.
Hamaky ny tohinyTena mampalaza izao vanim-potoana tetezamita izao ny fandrenesana fa misy mikotrika fanonganam-panjakana hono any ambadimbadika any, ka mpanao politika, mpandraharaha ary manamboninahitra no voatonotonona ho ao ambadik’izany.
Hamaky ny tohinyHanara-dia an’ireo mpitondra Arabo nirodana tamin’ity taona ity ihany koa ny kolonely Kadhafi nitantana an’i Libia nanditra ny 42 taona.
Hamaky ny tohiny