- Alatsinainy 19 Desambra 2011
Edito.Mbola lavitra ny fitoniana
Mazava ny resaka izao fa tsy mankasitraka mihitsy ny hiverenan'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ny filohan'ny tetezamita sy ny ekipany.
Hamaky ny tohinyMazava ny resaka izao fa tsy mankasitraka mihitsy ny hiverenan'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ny filohan'ny tetezamita sy ny ekipany.
Hamaky ny tohinyToy ny nihemotra 3 taona raha ny fahitana ny raharaham-pirenena tato ho ato izay.
Hamaky ny tohinyTena manana andraikitra goavana amin’ny fiainam-pirenena ny serasera sy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinySamy resy lahatra ny rehetra ankehitriny fa tompondakan'ny fihetsiketsehana sy ny seho ivelany ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina raha ny zava-nitranga tato anatin'ny herinandro no jerena, ary voaporofo fa olon'ny serasera izy.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fiverenan'ny filohan'ny FAT avy any Frantsa sy ny fankalazana ny tsingerintaona voalohany nahaterahan'ny Repoblika faha-4, dia nanamarika ny faran'ny herinandro dila iny ny zava-nitranga tany Toliara.
Hamaky ny tohinySarotsarotra ihany ny fandehan'ny raharaha politika amin'izao fotoana satria manomboka indray ny savorovoro sy ny sangodimpanina.
Hamaky ny tohiny