- Alatsinainy 07 Novambra 2011
Edito.Tena mila fanovana
Isaky ny misy tolona na hetsi-bahoaka na koa savorovoro politika eto amintsika dia misy foana ny zavatra sy fananam-bahoaka simba.
Hamaky ny tohinyIsaky ny misy tolona na hetsi-bahoaka na koa savorovoro politika eto amintsika dia misy foana ny zavatra sy fananam-bahoaka simba.
Hamaky ny tohinyAnkoatra an’i Frantsa dia tsy tazana teny Mahazoarivo nandritra ny famindram-pahefana teo amin'ny jeneraly Camille Vital sy Atoa Omer Beriziky ny solontenan'ireo masoivohon'ny firenena na fikambanana iraisam-pirenena goavana tahaka an'i Etazonia, Alemaina sy ny Vondrona Eoropeanina izay anisan'ny mpamatsy vola goavana an'i Madagasikara tato anatin'ny 7 taona izay.
Hamaky ny tohinyRaha ny fandinihana ny fizotry ny raharaha nanomboka ny zoma lasa teo dia mety mbola haharitra ihany ny adihevitra eo amin’ny fampiharana ny sori-dalana sy ny fananganana ny governemantan’ny firaisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyTsy tokony hisy intsony ny adihevitra ny amin'ny praiminisitra fa efa mazava ny resaka fa dia i Jean Omer Beriziky izany no misolo an'i Albert Camille Vital eny Mahazoarivo.
Hamaky ny tohinyMampanontany tena ny maro ankehitriny ny mbola fisian’ny Ankolafy telo na tsia.
Hamaky ny tohinyEfa samy tsindrian-daona be ihany nanomboka tamin’ny alarobia lasa teo ireo etamazaoro politika tsirairay avy niandry izay ho fanapahan-kevitry ny filohan’ny FAT ka hanendreny izay ho praiminisitry ny marimaritra iraisana.
Hamaky ny tohiny