- Alarobia 26 Oktobra 2011
Edito.Mandika vilana
Diso fandika ny sori-dalana ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina raha milaza fa aorian’ny fifidianana vao afaka mody eto Madagasikara ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyDiso fandika ny sori-dalana ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina raha milaza fa aorian’ny fifidianana vao afaka mody eto Madagasikara ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyRaha misy ny zavatra tsy voafehin’ny Malagasy dia ny resaka fandaminana sy fifandaminana izany na organisation.
Hamaky ny tohinyMbola ady saritaka hatramin’izao any anatina vondrona politika any, satria tahaka ny nitranga tamin’ny fananganana ny CT sy ny CST dia nisy nanova an-tsokosoko indray ny anarana tao anatin’ireo lisitra kandida praiminisitra.
Hamaky ny tohinyNa ny olona tsy dia maharaka firy ny raharaha politika aza dia mahatsikaritra izao fa ny SADC no tompon'ny teny farany amin'ny fanapahan-kevitra momba ny fananganana ireo rafitra tetezamita.
Hamaky ny tohinyTsy dia nampiraika ny olona loatra ny momba ny tahiry vola vahiny ao amin’ny Banky foiben’i Madagasikara satria tsy dia firesaka firy hatramin’izay.
Hamaky ny tohinyMazava izao ny resaka fa mety hotendrena amin’ity herinandro ity ihany ny praiminisitry ny tetezamita, araka ny ambaran’ny sori-dalana.
Hamaky ny tohiny