- Alarobia 14 Desambra 2011
Edito.Serasera
Tena manana andraikitra goavana amin’ny fiainam-pirenena ny serasera sy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyTena manana andraikitra goavana amin’ny fiainam-pirenena ny serasera sy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinySamy resy lahatra ny rehetra ankehitriny fa tompondakan'ny fihetsiketsehana sy ny seho ivelany ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina raha ny zava-nitranga tato anatin'ny herinandro no jerena, ary voaporofo fa olon'ny serasera izy.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fiverenan'ny filohan'ny FAT avy any Frantsa sy ny fankalazana ny tsingerintaona voalohany nahaterahan'ny Repoblika faha-4, dia nanamarika ny faran'ny herinandro dila iny ny zava-nitranga tany Toliara.
Hamaky ny tohinySarotsarotra ihany ny fandehan'ny raharaha politika amin'izao fotoana satria manomboka indray ny savorovoro sy ny sangodimpanina.
Hamaky ny tohinyNisy nangalatra tao an-dapa nitahirizana azy ny satroboninahitry ny mpanjaka.
Hamaky ny tohinyMisy miketrika zavatra hafahafa tahaka ny tamin'ny 1995 ka nandorana ny Rovan'i Manjakamiadana indray ve any ambadika any ?
Hamaky ny tohiny