- Alarobia 04 Janoary 2012
Edito.Fomba fisainana vaovao
Ny taona ity no miova fa raha ny raharaham-pirenena dia mbola ny teo aloha ihany no miverina.
Hamaky ny tohinyNy taona ity no miova fa raha ny raharaham-pirenena dia mbola ny teo aloha ihany no miverina.
Hamaky ny tohinyMandia ny andro fahatelo amin’ny taona vaovao sahady isika amin’ity anio ity.
Hamaky ny tohinyNitrangana faharendrehana sambo indray tany amin’ny fari-dranomasina atsinanan’ny Nosy iny.
Hamaky ny tohiny25 andro izay no lasa, tsy misy mangirana ny amin’ilay satroboninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I nisy naka tao amin’ny Lapan’Andafiavaratra ny alahady 4 desambra vao mangirandratsy.
Hamaky ny tohinyRaharaha mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao ary hanamarika ity andro anio ity ny olana eo anivon’ny polisy sy ny mpitsara. Fivoriana saika nanontolo andro teny Antanimora omaly.
Hamaky ny tohinySamy nanao izay nety, niezaka nanadino ny tsy fisiana, ny krizy ny ankamaroan’ny Malagasy tamin’ity 2011 ity.
Hamaky ny tohiny