- Zoma 17 Febroary 2012
Edito.Kobay an-kelika !
Niodin-kavia, miodin-kavanana, miandrandra ambony, mijery ambany, saingy … tsy hita ihany izay fiovana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNiodin-kavia, miodin-kavanana, miandrandra ambony, mijery ambany, saingy … tsy hita ihany izay fiovana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAraka ny fanambaran’i Mamy Rakotoarivelo omaly, dia manaiky ny handray anjara amin’ny fanelanelanana ireo ankolafy politika isan-karazany ho amin’ny fikaroham-bahaolana hivoahana amin’ny krizy ireo mpikambana ao amin’ny FFKM.
Hamaky ny tohinyTena rivodoza tokoa no nandalo teto amintsika omaly, ary horaketina ao amin'ny tantaran'i Madagasikara ny datin'ny 14 febroary 2012, tokony ho andron'ny mpifankatia, kanefa dia lasa andro manjombona ho an'ny firenena noho ny fahapotehana sy ny fahasimbana, teo ihany koa ireo aina nafoy.
Hamaky ny tohinyNibahan-toerana tamin’ny vaovao iraisam-pirenena ny faran’ny herinandro teo ny nahafatesan’ilay andriambavilanitra anisan’ny ambara fa tsara feo indrindra maneran-tany ny sabotsy 11 febroary lasa teo, dia i Whitney Houston.
Hamaky ny tohinyTonga eo amina kihon-dalana iray goavana amin’ny fanovana tokoa ny tontolon’ny fitsarana eto amintsika, ary hita fa tena vonona ny hiatrika izany ireo mpitsara.
Hamaky ny tohinyToa nangatsiatsiaka izany ny fahatsiarovana ny 7 febroary tamin’ity taona ity, ary hita ho tena nihena ny isan’ny olona tonga teny Ambohitsorohitra ny talata lasa teo.
Hamaky ny tohiny