- Zoma 13 Janoary 2012
Edito.Voa tamin'ny kely foana !
Mbola miteraka resabe etsy sy eroa hatramin'izao ilay kabarin'Atoa Mamy Rakotoarivelo teny Iavoloha ny alarobia 11 janoary lasa teo ka nilazany ampahibemaso fa ho avy tsy ho ela eto Madagaikara ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny