- Talata 27 Martsa 2012
Edito.Difotry ny fahefana
Nanome toky ireo mpanara-dia azy, telo taona lasa izay, i Andry Rajoelina fa hatao mangarahara ny fitantanana ny volam-panjakana.
Hamaky ny tohinyNanome toky ireo mpanara-dia azy, telo taona lasa izay, i Andry Rajoelina fa hatao mangarahara ny fitantanana ny volam-panjakana.
Hamaky ny tohinyMitodika any amin'ny Parlemanta indray manomboka izao ny sain'ny mpanara-baovao satria andrasana fatratra eny ny hahatongavan'ilay volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka.
Hamaky ny tohinyTsy mbola mazava mihitsy hatramin’izao ny tena tian’i Andry Rajoelina hahatongavana, ka mahatonga azy sy ireo mpiara-miasa aminy mandray fanapahan-kevitra, hafahafa sy mahatalanjona. Fandaminana ny firenena taorian’ny nitrangan’ny krizy politika marina ve no atao eto sa inona ?
Hamaky ny tohinyNy zoma ho avy izao no hifidianana izay ho filoha hitarika ny CENIT na vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin'ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyTsy ho mora ny fanapahan-kevitry ny fitsarana momba ny raharaha BANI, dia iny efa niaraha-nahita omaly iny fa dia hitohy anio indray ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyMatoam-baovao amin'ity alatsinainy ity ny raharaham-pitsarana mahakasika ny raharaha BANI 2010, ka mahakasika manamboninahitra maromaro sy ny Pr Raymond Ranjeva sy ny zanany vavy.
Hamaky ny tohiny