- Zoma 29 Jona 2012
Edito.Miantso mersenera
Tsy azo ihodivirana ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyTsy azo ihodivirana ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny«Firaisankina no antoky ny Fampandrosoana». Io no lohahevitra nofinidin’ny fanjakana nanompanana ny fankalazana ny fentim-pirenena, izay nitsingerina fanin-droa amby dimapolo tamin’ity taona 2012 ity.
Hamaky ny tohinyLava dia lava ny andro tsy fiasana tamin'ity volana jona ity noho ny fisian'ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohinyDia tena mahatalanjona mihitsy indraindray ny afitsok'ireo mpitondra ao anatin'ny tetezamita. Ao ny miady sy tsy mifampiteny.
Hamaky ny tohinyTsy mbola misy ady an-trano aloha eto Madagasikara hatramin’izao, koa dia mbola sahy manao vavabe manoloana ny tatitra somary masiaka ihany avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena, momba ny fanondranana sy fivarotana olona tsotra izao, ny mpitondra tetezamita sy ireo mpomba azy.
Hamaky ny tohinyMahagaga mihitsy ny fomba fiasan'ny fanjakana eto Madagasikara, hoy ny mpandinika iray.
Hamaky ny tohiny