- Talata 28 Aogositra 2012
Edito.Ny krizy tsy voavaha, vakansy no atao !
Dia mbola amin’ny manaraka mihitsy izany vao hifanatri-tava tsara ny filohan’ny tetezamita sy ireo minisitra avy amin’ny ankolafy Ravalomanana satria tsy misy indray ny filankevitry ny minisitra amin’ity herinandro ity.
Hamaky ny tohiny
