- Alatsinainy 18 Jona 2012
Edito.Vitsy mpanaraka
Tsy dia araka ny nanampoizana azy ny olona tonga teny amin'ny CCI Ivato nanatrika ilay fanompoam-pivavahana ho an'ny firenena, omaly.
Hamaky ny tohinyTsy dia araka ny nanampoizana azy ny olona tonga teny amin'ny CCI Ivato nanatrika ilay fanompoam-pivavahana ho an'ny firenena, omaly.
Hamaky ny tohinyTena vitsy mba tsy ilazana hoe tsy misy ny zavatra mahafinaritra na mahasoa na nitondra voka-tsoa, nitranga nandritra izao fitondrana tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyEla fidona ny mpitandro ny filaminana manoloana ny asan-jiolahy eto amintsika.
Hamaky ny tohinyRaha ny zava-nisy tany amin'iny faritra atsimon'ny nosy iny mikasika ny mpitandro filaminana matin'ny dahalo no jerena, dia efa tena tafakatra ambony dia ambony ny tsy fandriampahalemana eto.
Hamaky ny tohinyIsan’andro dia tsy maintsy mandre sy mahita amin’ny vaovao fa misy fitakiana atsy, misy fitokoanan aroa, manome fe-potoana ny fanjakana ny sendika izatsy, misy ihany koa ny manakiana sy manao ampamoaka momba ny gaboraraka amin’ny fitantanana ny volam-panjakana sy ny fitrandrahana tsy ara-drariny ny harena misy eto.
Hamaky ny tohinyAndrasana amin’ity herinandro ity ny fivoahan’ny daty momba ilay fihaonan’Atoa isany Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny