- Alakamisy 19 Jolay 2012
Edito.Ady amin’ny fitaovam-piadiana
Mampihoron-koditra ny filazan’ny Filankevitry ny governemanta ny talata lasa teo, fa tena miparitaka be eto Madagasikara ny fitaovam-piadiana, ary misy mihitsy ny mpivarotra sy mpividy azy io an-tsokosoko.
Hamaky ny tohiny