- Talata 07 Aogositra 2012
Edito.Adino tanteraka
Tanterahana amin’ity talata ity ny fanadinam-panjakana voalohany amin’ny alalan’ny CEPE.
Hamaky ny tohinyTanterahana amin’ity talata ity ny fanadinam-panjakana voalohany amin’ny alalan’ny CEPE.
Hamaky ny tohinyMiditra amina herinandro vaovao iray indray isika. Anisan’ny hiantefan’ny sain’ny panara-baovao amin’ity herinandro ity ny mety ho tohin’ny diniky ny filohan’ny tetezamita sy ny filoha teo aloha.
Hamaky ny tohinyMiha mahazo vahana indray ny asan-dahalo any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny.
Hamaky ny tohinyAlarobia tsy miverina no nanambaran’ny CENI-T ireo datim-pifidianana hatrehantsika amin’ny 2013.
Hamaky ny tohinyMihotakotaka indray ny eny amin’ny oniversite. Nirefotra ny lakrimozena ary dia nidiran’ny mpitandro ny filaminana ny faritry ny anjerimanontolo teny Ankatso
Hamaky ny tohinyTsy misy mahalala izay zavatra nifampiresahan’Atoa isany Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana tany Seychelles, fa dia tombantombana no betsaka.
Hamaky ny tohiny