- Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Edito.Fitiavam-bo…?
Tsy ilaozana savorovoro ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohinyTsy ilaozana savorovoro ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohinyEfa am-perinasa tanteraka amin’ny fanomanana ny aorian’izao fitondrana tetezamita izao Atoa Roland Ratsiraka ary efa miomana ho filoham-pirenena voalohany hitantana ny Repoblika faha-4 mihitsy.
Hamaky ny tohinyHafahafa ihany ilay soso-kevitry ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indiana (COI) milaza fa ahena ho roa taona ny fotoam-piasan’ny filoham-pirenena eto Madagasikara, ary tsy misy kandida amin’ny fifidianana Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMiandry ka miandry ihany, dia miandry fa Gasy e ! Izay no azo amintinana ny zava-misy manodidina ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohinyMino sy manantena hatrany ny Zanak’i Dada fa tsy maintsy tafaverina an-tanindrazana Atoa Marc Ravalomanana, ary ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNy fiakaran'ny saran-dalan'ny taksibe eto Antananarivo Renivohitra indray izao no miteraka adihevitra etsy sy eroa tamin'ity herinandro ity.
Hamaky ny tohiny