- Alarobia 12 Septambra 2012
Edito.Ela fidona e !
Mbola mifanakiana ihany ny samy mpitondra fanjakana na dia hita fa efa halohalika aza ny ranombary momba ny tsy fandriampahalemana eto.
Hamaky ny tohinyMbola mifanakiana ihany ny samy mpitondra fanjakana na dia hita fa efa halohalika aza ny ranombary momba ny tsy fandriampahalemana eto.
Hamaky ny tohinyMifantoka any atsimo ny sain'ny mpanara-baovao manomboka amin'ity anio ity satria tonga amina kihon-dalana iray lehibe ny ady amin'ny dahalo.
Hamaky ny tohinyHo vory marobe eny amin'ny CCI Ivato amin'ity anio ity ireo mpiasam-panjakana satria hisy ny fikaonan-doha lehibe, handinihana ny asan'izy ireo amin'ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyNy talata lasa teo dia nanamafy ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rakotoarimasy André Lucien fa ampy tsara ny miaramila sy ny fitaovam-piadiana entina miatrika ny dahalo.
Hamaky ny tohinyMiankina amin’ny fahavitan’ny fifanarahana voasonian’Atoa isany Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana ny fivoahan’ny vola fanampiana amin’ny fikarakarana ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTsy tokony hisy intsony ny fihemoran'ny datim-pifidianana navoaky ny CENIT sy ny Firenena Mikambana.
Hamaky ny tohiny