- Talata 25 Septambra 2012
Edito.Fa mitampina inona ny maso e ?
Misy milaza indray izao fa resabe noforonina, hono, ilay taratasy fampitam-baovao miafina nataon'ny Quai d'Orsay, izay mampiseho ny tetika maizina rehetra amin'ny fanapotehana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny fandemena ny foloalindahy malagasy.
Hamaky ny tohiny